HIVERINA AMINAO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadisoana vitako ifonako aminao
Irao ota sy ireo ditrako mba ho diovinao
Neniko avokoa ireo lasako taloha
Ankehitriny hiverina aho ho olom-baovao!
Ny foko raiso anjakao, ny tenako fngy atolotro Anao
Raiso aho fa aza lavina , izao anio izao hiverina aminao!
Tantano tsy ho solafaka ity mpanomponao
Omeo ilay hazavana soa hitarika ahy izao
Ianao no heriko , Ianao ry Ray Tsitoha!
Zay lnmnv miara-dàlana aminao tsy hanan-tahotra
Na lavitra ny diako matoky aho fa manana Anao Ray tononkira.serasera.org ô
Ho tody an-dapasoa fa miaraka aminao sy vfux eo anilanao!
RAKOTONIAINA Rija (2022)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 1085
Likes : 1 Like
Created by : rijajose
Date : 05/01/2023 14:24