Fiainam-baovao (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo mihelina ny ety, tsy mba misy haharitra izao hita rehetra izao,
zava-poana avokoa anjakan'ny ratsy koa, feno tvqmrgu haratsiana ary mety lö.

Ilay Jesô tia mpamindra ysqel fo no nanolotra tononkira.serasera.org ny ainy ho famonjena anao,
raiso anio ny tànany izay mitsotra ho anao mba hitondra fiainana vaovao

Koa atolory Azy re ny Fiainanao, aza miandry ny ampitso fa izao anio izao
Ny fonao izay trotraky ny ady izao, izy hanome fiainam-baovao.

Raiso Jesô mba ho fiainanao, hanome fiainana mandrakizay
Raiso Jesô mba ho ifxq fiainanao, ny famonjeny no atolony.

RAKOTONIAINA Rija José
Mai 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298