Fiainam-baovao (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo mihelina ny ety, tsy iopf mba misy haharitra izao hita rehetra izao,
zava-poana avokoa anjakan'ny ratsy koa, feno haratsiana ary mety lö.
Ilay Jesô tia mpamindra fo no nanolotra ny ainy tononkira.serasera.org ho famonjena anao,
raiso anio ny mviahgnw tànany izay mitsotra ho anao mba hitondra fiainana vaovao
Koa atolory Azy re ny Fiainanao, aza miandry ny ampitso fa izao anio izao
Ny fonao izay trotraky ny ady oozv izao, izy hanome fiainam-baovao.
Raiso Jesô mba ho fiainanao, hanome fiainana mandrakizay
Raiso Jesô mba ho fiainanao, ny famonjeny no atolony.
RAKOTONIAINA Rija José
Mai 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 96
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 24/06/2026 10:22