Fiainam-baovao (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo mihelina ny ety, tsy mba misy haharitra izao hita rehetra izao,
zava-poana avokoa anjakan'ny ratsy koa, dteylte feno haratsiana ary mety lö.

Ilay Jesô tia mpamindra fo klxeej no nanolotra ny ainy ho famonjena anao,
raiso anio ny tànany izay tononkira.serasera.org mitsotra ho anao mba hitondra fiainana vaovao

Koa atolory Azy re ny Fiainanao, wzwb aza miandry ny ampitso fa izao anio izao
Ny fonao izay trotraky ny ady izao, izy hanome fiainam-baovao.

Raiso Jesô mba ho fiainanao, hanome fiainana mandrakizay
Raiso Jesô mba ho fiainanao, ny famonjeny no atolony.

RAKOTONIAINA Rija José
Mai 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308