Aza atao lamôdy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao lamôdy rahavako ô ny fivavahana
Aza atao lamôdy fa tsy mahavonjy anao
Malahelo anao Jesosy
Miovà, mandiniha ary mivavaha
Aza sodokan'ny fiainana an-tany e ry olon-drehetra!
Diniho kely ny hiafarana fa jxjicvs hisy ny fetra
Fitsitokotokoana, fifampiandaniana,
ny adilahy sy fifanaratsiana
andao re hialana , andao tsika hibebaka!
Izao re no hafatra ambarako anao
Ô ry hllqz fiangonana ô
Ilaozy ny toetra ratsy fanao fa tononkira.serasera.org mamono chbejem finoana
Itafio Jesô Kristy nampivondrona antsika mba hifankatia fa izany no didy, didy napetrany.
ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 06/03/2026 15:06