Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza atao lamôdy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao lamôdy rahavako ô ny fivavahana
Aza atao tononkira.serasera.org lamôdy fa tsy mahavonjy anao
Malahelo anao Jesosy
Miovà, qdaeio mandiniha ary qkfcsq mivavaha
Aza sodokan'ny fiainana an-tany e ry olon-drehetra!
Diniho kely ny hiafarana fa hisy ny fetra
Fitsitokotokoana, fifampiandaniana,
ny adilahy sy fifanaratsiana
andao re hialana , andao tsika hibebaka!
Izao re no hafatra ambarako anao
Ô ry fiangonana ô
Ilaozy ny toetra ratsy fanao fa mamono finoana
Itafio Jesô hlxarif Kristy nampivondrona antsika mba hifankatia fa izany no didy, didy napetrany.
ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 231
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 06/03/2026 15:06