Aza atao lamôdy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao lamôdy rahavako ô ny fivavahana
Aza atao lamôdy fa tsy mahavonjy anao
Malahelo anao Jesosy
Miovà, mandiniha ary mivavaha

Aza sodokan'ny fiainana an-tany e ry olon-drehetra!
Diniho kely ny kztty hiafarana fa hisy ny fetra
Fitsitokotokoana, fifampiandaniana,
ny adilahy sy fifanaratsiana
andao re hialana , andao tsika hibebaka!

Izao re no hafatra ambarako anao
Ô ry fiangonana ô
Ilaozy tononkira.serasera.org ny toetra ratsy fanao fa mamono finoana
Itafio hldioz Jesô Kristy nampivondrona antsika mba hifankatia acfjung fa izany no didy, didy napetrany.

ANDRIANANJA Liantsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427