Apokalipsy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mbÿ akaiky izao ny ora handravana rkvm izao tontolo izao.
Indro efa miseho ireo tononkira.serasera.org famantarana izay efa vzdx napetraka mba hiomanana.
Horohorontany sy mosary, ady, fandrafiana mafy koa,
Famonoana,rà mandriaka, hetraketraka, feno haratsiana sy hambom-po

Ref: Koa mifohaza, mijoroa ianao koa itorio izao tontolo izao.
Ka ilazao izy hoe iihn : miomàna!
Fa ianao no fanasina voafidy mba hitari-dàlana ka hampahery ireo izay reraka am-panahy.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301