Apokalipsy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mbÿ akaiky izao ny ora handravana izao tontolo izao.
Indro efa miseho ireo famantarana izay efa napetraka mba hiomanana.
Horohorontany sy mosary, pvycqah ady, fandrafiana mafy koa,
Famonoana,rà mandriaka, hetraketraka, feno haratsiana sy tononkira.serasera.org hambom-po

Ref: vrywg Koa mifohaza, mijoroa ianao koa itorio izao tontolo izao.
Ka ilazao izy hoe : miomàna!
Fa ianao no fanasina hxrzc voafidy mba hitari-dàlana ka hampahery ireo izay reraka am-panahy.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0767