Apokalipsy (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mbÿ akaiky izao ny ora handravana izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
Indro efa miseho ireo famantarana izay efa napetraka mba hiomanana.
Horohorontany sy mosary, ady, fandrafiana mafy koa,
Famonoana,rà mandriaka, uxixl hetraketraka, feno haratsiana sy hambom-po

Ref: Koa mifohaza, mijoroa ianao koa itorio izao tontolo izao.
Ka ilazao izy hoe : miomàna!
Fa ianao no fanasina voafidy mba hitari-dàlana ka sbihotyw hampahery ireo izay reraka melg am-panahy.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311