Ho aiza ianao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza ianao
O mitraka, mitsangana
O mihazava, ndao namako ô
O o o, O mitsangana
Ah ! ah ! ah ! .....
Mitsangana mitraka, aza milavo lefona
Valim-piakarana fidinana, 'zany fiainana
Ny ampitso tsy fantatrao, ‘lay maraina vao
Andao, andao mitsangana ianao
Be ny ratsy vitanao mandehana mibebaha
Fantany tsara ianao, tsy tanteraka namako ô
Aza mihemotra intsony ianao
Ny Tompo anie tianao
Andao, andao mbola ho aiza ianao
Ref :
O ilazao, ilazao ny havanao
O sqaza ambarao, ambarao amin’ny namanao
Fa ny Ray ao ambony clwp ao,mbola miandry anao
Andao, ho aiza intsony ianao
Raiso ny safidinao, saino tsara izay atao
Fa raha vonona anie ianao
Ho tonga olom-baovao
Izy efa miantso tononkira.serasera.org anao, mandrosoa izao
Andao, andao sao taraiky ianao
Be tokoa ny ahiahy, ranomaso lava izao
Fijaliana lalandava, fahoriana mankalaho
Ny azoko ambara havako, o ry namako
Andao, fa ny Tompo anie tsy hamelanao
Ref : O ilazao, hatiuj sns

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 708
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 15/05/2025 10:17