FALIFALY AHO (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly aho miaraka Aminao e !
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava nflcoytn izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo sy tononkira.serasera.org ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No laalmox atolotray Anao ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko yfhbwh ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra hainy atao e!
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava nflcoytn izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo sy tononkira.serasera.org ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No laalmox atolotray Anao ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko yfhbwh ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra hainy atao e!
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 609
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:35
