FALIFALY AHO (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly aho miaraka Aminao e !
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava oqthui izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo sfpuhiu sy ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No atolotray Anao tononkira.serasera.org ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra hainy atao e!
ikxjlta
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava oqthui izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo sfpuhiu sy ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No atolotray Anao tononkira.serasera.org ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra hainy atao e!
ikxjlta
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 639
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:35
