FALIFALY AHO (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly aho miaraka Aminao e !
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo bisei sy ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No atolotray vdldkw Anao xsqmp ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra tononkira.serasera.org hainy atao e!
Ravoravo aho fa eo anilanao e!
Raha tojo fitahiana, fenofeno fifaliana
Tsikitsiky lalandava izahay
Tsy horeraka ny saina, fa nahazo izay ilaina
Miramirana ny fo bisei sy ny fanahy
Fiderana sesilany, hirahira tena mamy
No atolotray vdldkw Anao xsqmp ry Tomponay
Satrinay ny hankalaza, ny Anaranao malaza
Omaly sy anio mandrakizay
Hizarako ny hafaliako ianao e!
‘Lay Jesosy no ao anatiko ao e!
Ny fiainako novany ho vao e ie ieh!
Zava-drehetra tononkira.serasera.org hainy atao e!
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 611
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:35
