Ny Mino (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kntgj Ny miezaka hatrany zaqz no olombanona
Ny miezaka hatrany no tena vanona a a...
'Zahay tanora no liana amin'ny fianarana a...
Hanandratra avo ny fanabeazana

Ny Mino no anarana isaloranay e...
Anandratana avo ny fahaizanay e...
Angatahan-tsondrano amintsika rehetra
Hisondrotra hatrany tsy misy tononkira.serasera.org fepetra a...

Misaotra anareo mpanabe izahay
Fa nanandratra ltddmh avo ny fianaranay
Ianareo Ray sy Reny Dia tsy hohadinonay
Sy ianareo mpanao soa,'zay nanohana hatrany

Misaotra tokoa tamin'ny nataonareo e...
Ny anatra soa s'y ny fiakaram-peo e...
Sitraka hoenti- matory tokoa
Fa mbola ho valiana amin'ny fientanam-po o! o!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321