Ny tontolo iainana (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TONTOLO IAINANA
Ny tontolo iainantsika, No nampijoro hatrany ny fiainana
Tena potika sy tsy azo iainanaa! Raha mitohy ny fanampotehanaa!!
Ny rano sy ny ala !!!,Ny rivotra sy ny ranomasina a !!!
Mamelombelona ny fiainana a! Ka tena tsara homen- kasina a!!!
Ny teny fanentananay e! dia ny mamporisika hiaraka
Koa manentana antsika rehetra hoe:
“Andeha hiaraka hanova ny tontolo iainana a!!!”
Ny zava- boahary rehetra dia manana ny maha izy azy
Ny fitiavan-tsika anie no fototra mampandroso azy
Na tany , na ala , na biby ; na ny ranomasina a!!!
Miampy rivotra ireny dia tsara raha omen-kasina
Koa andeha re hiara- hientana hamboly hazo
Isika tononkira.serasera.org tsirairay e!!!
Dia hiaraka hiaro ny rano tsy ho verivery
Isika mianakavy e!!!
Hiaraka uilxc andeha hanafoana ny doron- tanety
Isika tsirairay e!!
Hiaraka hiaro ny tany tsy ho kaofin’ ny Riaka
Isika ftsbkc mianakavy e!!!
Hiara- hientana tsy hanary fako eny rehetra eny
Isika tsirairay e!!!
Tsy hadino ny mikarakara ny tananantsika a a!!!
Isika mianakavy e!!!
Hifanentana isika e! hanatsara fqggnt ny fiainana!!!
A/C: Alban RANDRIARIMALALA
GROUPE ITMM Betafo (2025)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyHits : 126
Likes : 0 Like
Created by : Sydorien
Date : 28/04/2026 10:56