FAHAVARATRA (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, mirotsaka tsy miato
Irony mpfp Orambe, mivatravatra be, izay jerena kotsabe
Fahavaratra ny andro, manorana isan'andro
Jerenareo anie fa ny zava-boahary dia, izay jerena kotsabe

1- Mitombo be ny habetsaky ny rano
     Na an-tatatra name any andoharano
     Ny varatra mirefotra tokoa
   yleb   Manaitra fo cwbxhscw sy mankarary andoha

2- Mihitsoka avokoa izay asa atao.
    Toy izany koa ny fivelomanao
     Ianao tsy afa-mandeha nefa ny jiro tsy mandeha
     Fahavoazan-dehibe

                     A/C: Alban tononkira.serasera.org Randriarimalala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399