Ny Mino (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny miezaka hatrany no olombanona
Ny miezaka hatrany no tena vanona a a...
'Zahay tanora no liana amin'ny fianarana jzmg a...
Hanandratra avo ny fanabeazana
Ny Mino no anarana isaloranay e...
Anandratana avo ny fahaizanay e...
Angatahan-tsondrano amintsika rehetra
Hisondrotra hatrany tsy misy fepetra a...
Misaotra anareo mpanabe izahay
Fa nanandratra avo ny fianaranay
Ianareo Ray sy Reny Dia tsy hohadinonay
Sy ianareo mpanao soa,'zay wauouwh nanohana hatrany
Misaotra tokoa tamin'ny nataonareo e...
Ny mkpq tononkira.serasera.org anatra soa s'y ny fiakaram-peo e...
Sitraka hoenti- matory tokoa
Fa mbola ho valiana amin'ny fientanam-po o! o!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyHits : 1438
Likes : 0 Like
Created by : Alban Randriarimalala
Date : 31/05/2022 15:14