l Madagasikara taninay (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Madagasikara i Madagasikara taninay e
ianao no Nosinay, malalanay e
i Madagasikara taninay e
ianao no Nosinay malalanay e.
1- Ianao ilay Nosy maintso nosimbainay
Tsy nahatsapa akory ilay hasinao
Fa vonona izahay hanova anao.
2- 'Zahay Malagasy no nanimba anao
tsy nahatsapa akory ilay hasinao
Ka hiezaka izahay hanova anao
A/C: Alban Randriarimalala
RANAIVO jacques
GROUPE ITMM 2025
--------
Lien:
Commentaires
Sydorien
(
15/10/2025 07:13)
tena tsara ny fiarahamiasa aminareo tompoko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVisites : 268
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sydorien
Date : 15/10/2025 07:12
