BETAFO Tanananay (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tanana kely iray no Andeha holazaiko anao
Tanana Mahafinaritra amin'ny fomba mampanao
Betafo no anarany,ka voadidina hadivory.
Azonao ialana voly sy analana sorisory
Tanana Malagasy sady tena mahaliana
Tsy lavitra ny ville rah toa ianao vahiny.
Ny rivotra madio, ny tontolo iainana milay,
Izay ilay hoe Betafo, izay ilay hoe Tanananay
Io ilay Betafo, najg Tanana sarotra adinoina.. ulmo
Io ilay Betafo, Mila kolokoloina
Io ilay Betafo, Tanana tena mahasondriana
Io ilay Betafo, ijzximq misy Tantara mahavariana a...
2- Avy aty andrenivohitra mba hiala voly kely
Ka mahazo By-pass atsinanan'Ambohimangakely
Raha mahatazana fiangonana avoavo anakiroa,
Dia io ilay Betafo, izay tsy manam-paharoa
Raha tafiakatra eny ianao, Dia mahita ilay sekoly.
Sy manga avobe, tokontany ialana voly
Azo ny manontany, Olon-tsotra monina eny,
Dia tononkira.serasera.org ho fantatrao avy eo fa Malagasy izay avy eny.

--------
Rohy:
Hevitra
Alban Randriarimalala
(
13/02/2024 09:32)
Tsara be ny miasa miaraka aminareo e
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVangy : 1007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alban Randriarimalala
Daty : 13/02/2024 09:31