Aza sarotra tenenina (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao tenenina sy atoro ohatrizao
Dia tianay ianao mba ahalala izay atao
Matoa ianao ampiana @ ora tahak'zao
Mba tianay ianao, hanaja ny fomba amampanao..

Aza sarotra tenenina raha mbola azo atao, vrjftz
fa tsy qjteq mety lasa lavitra ny mokondohanao
Ny toetsaina toy izany anie ry namana
tsy mandroso fa voabahana...

2- Izay tsy tandalana Dia efa fantatrao fa.
Manary tena fotsiny @ fivoarana
Izay be fialonana Dia efa fantatrao koo fa
Mety ahazo aretim-po sy fahafatesana

Manova toem-po sy toe-tsaina ianao ry namako.. o! o!
Ny longilongy lavanao angah heverinao ho lasa valisoa...
               A/C : Alban RANDRIARIMALALA
              tononkira.serasera.org           GROUPE hiuz ITMM - 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.471