Ny Mino (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny miezaka hatrany no olombanona
Ny miezaka hatrany no tena vanona a a...
'Zahay tanora wbycux no liana amin'ny fianarana a...
Hanandratra avo ny fanabeazana
Ny Mino no anarana isaloranay e...
Anandratana avo ny fahaizanay e...
Angatahan-tsondrano amintsika rehetra
Hisondrotra hatrany tsy misy fepetra a...
Misaotra anareo mpanabe izahay
Fa nanandratra avo ny fianaranay
Ianareo Ray sy Reny Dia tsy hohadinonay
Sy hprcyl ianareo mpanao soa,'zay nanohana hatrany
Misaotra tokoa tamin'ny nataonareo e...
Ny anatra soa s'y ny fiakaram-peo e...
Sitraka hoenti- tononkira.serasera.org matory qahkkqhh tokoa
Fa mbola ho valiana amin'ny fientanam-po o! o!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVisites : 1436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alban Randriarimalala
Date : 31/05/2022 15:14