Fahendrena sy Fahalalana (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fantatrao ve fa ny fiainana,dia mila xixmdx fahendrena?
Fanajana sy fitiavana ary fahalalam-pomba miampy fanetre-tena..
Karohina ao anaty fiaraha-monina izy, sy ratovina amin'ny toeram-panabeazana
Andraikitra takina amin'ny olona rehetra tsy akanavaka (in-2)
Refrain....
Koa sambatra ny olona manana fahendrena
Sambatra ny olona manana fahalalana
Satria fiainana feno fahasambarana, no mandrafitra ny androm-pahavelomany,
Indrindra moa ilay fiainana miampy ilay fitiavan'Andriamanitra
2- Hatezeran-dava sy fialonana miampy tononkira.serasera.org tenindratsy dia tsy fahendrena
Ny hakamoana, ny hakiviana sy nrwsxkj ny ezaka tsy ampy dia tsy fahalalana.
Fa sarobidy mihoatra lavitra ny volamena,
Ilay toetra ananantsika eo amin'ny fiainana,
Indrindra moa ilay toetra voarafitra hanalavitra ny fankam-panahy
A/C : Alban RANDRIARIMALALA
lcsnsnqr GROUPE ITMM- 2019

--------
Rohy:
Hevitra
Sydorien
(
15/10/2025 07:17)
Manantena fiaraha-miasa aminareo hatrany tompoko.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sydorien
Daty : 15/10/2025 07:16