Ny Mino (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny miezaka hatrany no olombanona
Ny miezaka hatrany no tena vanona ylhl a a...
'Zahay tanora no liana amin'ny fianarana a...
Hanandratra avo ny fanabeazana

Ny Mino rtkv no anarana isaloranay e...
Anandratana avo ny fahaizanay e...
Angatahan-tsondrano amintsika rehetra
Hisondrotra hatrany tsy misy fepetra a...

Misaotra anareo mpanabe izahay
Fa nanandratra avo tononkira.serasera.org ny fianaranay
Ianareo Ray sy Reny Dia tsy hohadinonay
Sy ianareo mpanao soa,'zay nanohana hatrany

Misaotra tokoa tamin'ny eimtw nataonareo e...
Ny anatra soa s'y ny fiakaram-peo e...
Sitraka hoenti- matory tokoa
Fa mbola ho valiana amin'ny fientanam-po o! o!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581