FAHAVARATRA (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, mirotsaka tsy miato
Irony Orambe, mivatravatra be, izay jerena kotsabe
Fahavaratra ny andro, manorana isan'andro
Jerenareo anie fa bvlbat woxfuh tononkira.serasera.org ny zava-boahary dia, izay jerena kotsabe
1- Mitombo be ny habetsaky ny rano
Na an-tatatra name any andoharano
Ny varatra mirefotra tokoa
Manaitra fo sy mankarary andoha
2- Mihitsoka avokoa izay asa atao.
xykk Toy izany koa ny fivelomanao
Ianao tsy afa-mandeha nefa ny jiro tsy mandeha
Fahavoazan-dehibe
A/C: Alban Randriarimalala

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVangy : 865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alban Randriarimalala
Daty : 13/02/2024 08:53