FAHAVARATRA (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, mirotsaka tsy miato
Irony Orambe, mivatravatra be, izay jerena kotsabe
Fahavaratra ny andro, manorana tononkira.serasera.org isan'andro
Jerenareo anie fa kfkat ny zava-boahary dia, izay jerena sfjk kotsabe
1- Mitombo be ny habetsaky ny rano
Na an-tatatra name any andoharano
Ny varatra mirefotra tokoa
Manaitra fo sy mankarary andoha
2- Mihitsoka avokoa izay asa atao.
Toy izany koa ny fivelomanao mmxqfs
Ianao tsy afa-mandeha nefa ny jiro tsy mandeha
Fahavoazan-dehibe
A/C: Alban Randriarimalala

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyHits : 818
Likes : 0 Like
Created by : Alban Randriarimalala
Date : 13/02/2024 08:53