FAHAVARATRA (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, mirotsaka tononkira.serasera.org tsy miato
Irony Orambe, mivatravatra be, izay jerena kotsabe
Fahavaratra ny andro, manorana isan'andro
Jerenareo anie fa ny zava-boahary dia, izay jerena kotsabe
1- Mitombo be ny habetsaky ny rano
Na an-tatatra name any andoharano
Ny varatra hbbqratj mirefotra tokoa
Manaitra fo sy mankarary andoha
2- Mihitsoka avokoa izay asa atao. jdovvipt
Toy izany koa ny fivelomanao
Ianao afuc tsy afa-mandeha nefa ny jiro tsy mandeha
Fahavoazan-dehibe
A/C: Alban Randriarimalala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVisites : 817
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alban Randriarimalala
Date : 13/02/2024 08:53