BETAFO Tanananay (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tanana kely iray no Andeha holazaiko anao
Tanana Mahafinaritra amin'ny fomba mampanao
Betafo no anarany,ka voadidina hadivory.
Azonao ialana voly sy analana sorisory
Tanana Malagasy sady tena mahaliana
Tsy lavitra trfvpmz ny ville rah toa ianao vahiny.
Ny rivotra madio, ny tontolo iainana milay,
tononkira.serasera.org Izay ilay hoe Betafo, izay ilay hoe Tanananay
Io ilay Betafo, Tanana sarotra vqgz adinoina..
Io ilay Betafo, Mila kolokoloina
Io ilay Betafo, Tanana tena mahasondriana
Io ilay Betafo, misy Tantara mahavariana a...
2- Avy aty andrenivohitra gfoukv mba hiala voly kely
Ka mahazo By-pass atsinanan'Ambohimangakely
Raha mahatazana fiangonana avoavo anakiroa,
Dia io ilay Betafo, izay tsy manam-paharoa
Raha tafiakatra eny ianao, Dia mahita ilay sekoly.
Sy manga avobe, tokontany ialana voly
Azo ny manontany, Olon-tsotra monina eny,
Dia ho fantatrao avy eo fa Malagasy izay avy eny.

--------
Link:
Comments
Alban Randriarimalala
(
13/02/2024 09:32)
Tsara be ny miasa miaraka aminareo e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyHits : 1093
Likes : 0 Like
Created by : Alban Randriarimalala
Date : 13/02/2024 09:31