BETAFO Tanananay (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tanana benc kely iray no Andeha holazaiko anao
Tanana Mahafinaritra amin'ny fomba mampanao
Betafo no anarany,ka voadidina hadivory.
Azonao ialana voly sy analana sorisory
Tanana Malagasy sady tena mahaliana
Tsy lavitra ny ville rah toa ianao vahiny.
Ny rivotra madio, orhnl ny tontolo iainana milay,
Izay ilay hoe Betafo, izay ilay hoe Tanananay
Io ilay Betafo, Tanana sarotra adinoina..
Io ilay Betafo, Mila kolokoloina
Io ilay Betafo, Tanana tena mahasondriana
Io ilay tononkira.serasera.org Betafo, misy Tantara mahavariana a...
2- Avy aty andrenivohitra mba hiala voly kely
Ka mahazo ohavq By-pass atsinanan'Ambohimangakely
Raha mahatazana fiangonana avoavo anakiroa,
Dia io ilay Betafo, izay tsy manam-paharoa
Raha tafiakatra eny ianao, Dia mahita ilay sekoly.
Sy manga avobe, tokontany ialana voly
Azo ny manontany, Olon-tsotra monina eny,
Dia ho fantatrao avy eo fa Malagasy izay avy eny.

--------
Link:
Comments
Alban Randriarimalala
(
13/02/2024 09:32)
Tsara be ny miasa miaraka aminareo e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyHits : 1008
Likes : 0 Like
Created by : Alban Randriarimalala
Date : 13/02/2024 09:31