JULIE (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ianao no eo anilako tena ho sambatra aho
Efa ianao no niriako ka dia tononkira.serasera.org tafalatska aho
Fa ny fianako dia idrzpah efa nankiniko taminao
Ianao no efa tiako homena fitiavana
Refr : Julie Julie Oh Chérie
Julie Julie Oh Jolie
Julie Julie Oh Julie
Amour-ko ianao eto amin’ity cfspd tany ity
Fa na aiza na aiza toerana misy ahy
Tsy mba afaka an-tsaiko ’lay bika aman’endrikao
Ilay masonao bary mambabo manintona ahy
Ny molotrao mampite-hanoroka
Refr :
Anao Julie tsara tarehy mahafatifaty e tsara bika
Oh Julie
Zay mahita anao na bandy na soara
Tsy mahavily maso mihanahana
Oh Julie
Julie Julie Julie, Chérie e
Julie Julie Julie, Jolie e
Ye tiako ianao xyez Julie x4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 3168
Likes : 0 Like
Created by : aombalahy
Date : 11/09/2006 11:28