Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO MANDRAKIZAY (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ry malala o!
Endrey sombinaiko
Izany eo akaikinao no tsy foiko indrindra eibdhbqw
Izany eo anilanao satry hitoerana foana e tononkira.serasera.org
Fa fitia tsy mba diso no hiarahako aminao e
Eny ho mandrakizay
Eo an-tsandrinao ry Aiko! ufin crjfx
Raha tsy anilanao aho dia mandraiky manavy
Vao tsy akaikinao dia mandraiky marary
Izaho sy ianao izao no tafaradia
Mandrakizay ato am-poko
Mandra-maty ho doria
Endrey ry malala o!
Endrey sombinaiko
Izany eo akaikinao no tsy foiko indrindra
Izany eo anilanao satry hitoerana foana e
Fa fitia tsy mba diso no hiarahako aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe AINAVisites : 5039
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nosiklarita
Date : 22/06/2016 10:12