Anjara-toerako (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny hoy aho tononkira.serasera.org tamin'izay
Izay angamba no ahiko
Toy ny maso sy sakay
Izaho sy ilay nantenaiko
Nantenaiko ho namana
Iarahana hiatrika
Hiatrika ny fiainana
Kizokizo feno fandrika
Tsy mba nisy masoandro
Nentiko nitantana anao
Zavona sy ranon'ando
Tao aho no niandry anao
Ny hatsiaka mamanala
Ny rivotra nitsoka mafy bwavwg
NIiazona ahy tsy hiala
Ireo herika nifafy
Lasa avelz ianao,lasa tany
Nentinao qyebgxub ny hafaliako
F’izaho kosa nitomany
Rotika ny fitafiako
Sentosento pitrapitra
Ny fanahy no nitserako
Hitsinjo ny andro ho ritra
Izay, 'zay no anjara-toerako
Izay angamba no ahiko
Toy ny maso sy sakay
Izaho sy ilay nantenaiko
Nantenaiko ho namana
Iarahana hiatrika
Hiatrika ny fiainana
Kizokizo feno fandrika
Tsy mba nisy masoandro
Nentiko nitantana anao
Zavona sy ranon'ando
Tao aho no niandry anao
Ny hatsiaka mamanala
Ny rivotra nitsoka mafy bwavwg
NIiazona ahy tsy hiala
Ireo herika nifafy
Lasa avelz ianao,lasa tany
Nentinao qyebgxub ny hafaliako
F’izaho kosa nitomany
Rotika ny fitafiako
Sentosento pitrapitra
Ny fanahy no nitserako
Hitsinjo ny andro ho ritra
Izay, 'zay no anjara-toerako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 1666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 27/06/2016 10:15
