falifaly (Groupe NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lzlfdv Tsy mba hoadinoko
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko tononkira.serasera.org ao, isaorako

Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako ianao

Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa  Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra renao tamin-dRay, Haleloia

Endrey ny lelzpv fitiavana nasehonao ahy ry Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, scblsoh Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra Anao, misaotra Anao
Faly aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!

--------
Lien:
Commentaires
Datatoa ( 02/08/2023 12:26)
Tsara ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe NAINA
Visites : 1145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307