falifaly (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba hoadinoko
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako cyijr ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra renao tamin-dRay, xdabhrk Haleloia
Endrey ny fitiavana nasehonao ahy ry Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra tononkira.serasera.org Anao, misaotra Anao
Faly ylhjn aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako cyijr ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra renao tamin-dRay, xdabhrk Haleloia
Endrey ny fitiavana nasehonao ahy ry Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra tononkira.serasera.org Anao, misaotra Anao
Faly ylhjn aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 1225
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:25
