falifaly (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pcko Tsy mba hoadinoko
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko hegbzbhs ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra ebvnj renao tamin-dRay, Haleloia
Endrey ny fitiavana nasehonao ahy ry tononkira.serasera.org Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra Anao, misaotra Anao
Faly aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
‘Lay teny mamy nataonao, Mpamonjiko
Tena tadidiko
Fa manan-danja anatiko hegbzbhs ao, isaorako
Falifaly aho, ravoravo aho
Raha nandre ny teninao
Milaza hoe: sakaizako ianao
Tsy mba nataonao hoe:
Mpanompo intsony izahay, Jesoa Kristy
Fa nanambaranao
‘Zay rehetra ebvnj renao tamin-dRay, Haleloia
Endrey ny fitiavana nasehonao ahy ry tononkira.serasera.org Ray
Nantsoinao hoe zanak’Andriamanitra izahay
Faly aho, Haleloia
Mankasitraka mandrakizay
Misaotra Anao, misaotra Anao
Faly aho fa zanakao e!
Sady sakaizanao e!
Mahatsiaro sambatra aho e!
Fa manana anao e!
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 1146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:25
