TSY MISY ASOLOKO ANAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gjuhan 1_Na dia ho tambazana aza aho (ou.....a)
Tsy misy asoloko pfugmbz Anao (ou.....a)
Ho tanako hatrany Ianao ry tononkira.serasera.org Jesoa (Ianao)
N'aiza n'aiza (Jesoa)no hisy ahy
(Tsy hisy intsony hampanahy)
Satria Ianao mahita sy mitahy
2_Na zovy na zovy hisoloky (ou....a)
Ianao ry Jesoa no efa toky (ou....a)
Hiaro ahy tsy ho voarebireby(Ianao)
Mba tsy ho very(Jesoa) tsy hikoa
(Dia tsy hirodana tokoa)
Ilay voady taminao Jesoa
_ts'isy hampiova ahy, ts'isy hampihemotr'ahy
Tsisy hampisaraka ahy , na ny rendrarendra re !
Eny na dia harem-be , ts' isy asoloko Anao
Na ny fankatoavane!, ireo sampy lehibe
Ts'isy asoloko Anao ,tsy hiala Aminao aho
Ry Jesoa tia, fa ho Anao mandrakizay Doria. ymuty

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1043
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 23/12/2023 17:56