TSY MISY ASOLOKO ANAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Na dia ho tambazana aza aho (ou.....a)
Tsy misy asoloko Anao (ou.....a)
Ho tanako hatrany Ianao ry Jesoa (Ianao)
N'aiza n'aiza (Jesoa)no hisy ahy
(Tsy hisy ghcq intsony hampanahy)
Satria Ianao mahita sy tononkira.serasera.org mitahy
2_Na zovy na zovy hisoloky (ou....a)
Ianao ry Jesoa no efa toky (ou....a)
Hiaro ahy tsy ho voarebireby(Ianao)
Mba tsy ho very(Jesoa) tsy smhi hikoa
(Dia tsy lwzcrm hirodana tokoa)
Ilay voady taminao Jesoa
_ts'isy hampiova ahy, ts'isy hampihemotr'ahy
Tsisy hampisaraka ahy , na ny rendrarendra re !
Eny na dia harem-be , ts' isy asoloko Anao
Na ny fankatoavane!, ireo sampy lehibe
Ts'isy asoloko Anao ,tsy hiala Aminao aho
Ry Jesoa tia, fa ho Anao mandrakizay Doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1044
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 23/12/2023 17:56