Tompo ô miantso Anao (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, miantso Anao izahay mpanompnao
Mihainoa sy manatreha 'zao fotoananay izao
Hamarino, Tompo ô, fa na aiza na aiza
No mivory amin'ny Anaranao
Eo afovoany Ianao
Ref: Ianao Jesoa nanao cynjsqkb ny famonjena
No evwgcqms Mpamonjy tokana azo ekena
Ny fitiavanao Jesoa lehibe tononkira.serasera.org tokoa ho anay
Voninahitra ho Anao, ho Anao irery
Ho Anao mandrakizay
2. Ny sain-dratsin'i satana xsbqgc fahavalo efa resy
Dia didianay mba hiala amin'ny Anaranao
Ny Fanahinao Jesoa dia aoka hanazava
Ka ny haizina 'zay nisy teo
Soloinao mazava

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 764
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/07/2022 10:44