You are here: home > Tononkira > GAFLI

Fa ny asa fanompoana (GAFLI)

https://tononkira.serasera.org/hira/gafli/fa-ny-asa-fanompoana

Fa ny asa fanompoana dia hiazonana finoana
Ka mampitombo sy mampandroso ho mendrika ny fiantsoana
Ka hevero ny asa atao tsy hitodika aminao
Satria ny iraka dia maso ivoho
Ny asan'i Kristy no atao

Ref: Be ireo fizahan-toetra, sTsiky dia ampyakana mandemy fo
Saingy atao tarigetra dia ny ho tafita soa

Ny miray amin'ny Tompo no zanaka mahay manompo
Mandray aina tsara satria tena voaloboka i Kristy
Dia mamoha voa tsara ho an'ny hafa ihany koa
Fa ny mpanompo novain'i Jesoa
Hoe sakaizany avokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : GAFLI
Mpamaky : 134
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Solofomandimby
Tamin'ny : 05/06/2020 21:48:46
ID : 12805

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo