Tompo ô miantso Anao (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, miantso Anao izahay mpanompnao
    Mihainoa sy manatreha 'zao fotoananay izao
    Hamarino, Tompo ô, fa na aiza na aiza
    No mivory amin'ny Anaranao
    Eo afovoany Ianao

Ref: Ianao Jesoa nanao ny famonjena
       No Mpamonjy tokana azo ekena
       Ny fitiavanao Jesoa lehibe tokoa ho anay
       Voninahitra ho Anao, ho Anao irery
       Ho Anao mandrakizay

2. Ny sain-dratsin'i satana fahavalo efa resy
    Dia didianay mba hiala amin'ny Anaranao
    Ny Fanahinao Jesoa dia aoka hanazava
    Ka ny haizina 'zay nisy teo
    Soloinao mazava
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 404
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/07/2022 10:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776