Tiako foana ny mihira (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako foana ny mihira hira fiderana anao
Na ao iymfq anaty fifaliana na ny sento no ampoko ao
Fa famonjena sarobidy no vitanao ry tompo tia
Tsy hadino fa tadidy jrqtc ao am-poko lalina ho doria
Fa ny feo sy ny talenta ampiasaiko jesoa
Hiderako sy hanefaan ny irakao
Ny fitiavanao tsy takatry ny saiko
No ambarako amin'izao tontolo izao
Tiako foana ny mihira entiko misaotra anao
Tsy mba haiko ny hangiana tononkira.serasera.org noho ireo asa sy igzzk fahasoavanao
Satri feno fahendrena ny tendrinao ry tomposoa
Sitrakao dia nekena mahasoa isaorako avokoa(2)

--------
Rohy:
Hevitra
gafli
(
12/09/2017 17:28)
Efa azo henoina amin'ny ACEEM radio,Radio fahazavana
hery
(
16/09/2017 19:13)
Mba andefaso koa izahay dia miseho eto amin'ny site ny extrait
contact@radiovazogasy.com
contact@radiovazogasy.com