Haleloia Midera ... (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia miderà an'i Jehovah ry fanahiko
Hidera an'i Jehovah aho raha mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro aho
Eny hankalaza an'Andriamanitr'aho raha mbola velona tononkira.serasera.org koa
Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra (Mankalazà)
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
(Mankalazà Mankalazà ny mgdru Anarany)
(Omeo) barfmg omeo voninahitra x2
(Izy) izy ho fiderana , ztqcrxv ho fiderana Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1137
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:48