Tompo ô miantso Anao (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ô, miantso eqwrn Anao izahay mpanompnao
    Mihainoa sy manatreha 'zao fotoananay izao
    Hamarino, Tompo ô, fa na aiza na aiza
    No mivory amin'ny Anaranao
    Eo afovoany Ianao

Ref: Ianao Jesoa nanao ny famonjena
    yjzqhrt    No Mpamonjy tokana azo ekena
       Ny fitiavanao Jesoa lehibe tokoa ho anay
       Voninahitra ho Anao, ho tononkira.serasera.org Anao irery
       Ho Anao mandrakizay

2. Ny sain-dratsin'i satana fahavalo efa resy
    Dia didianay mba hiala uzymdfod amin'ny Anaranao
    Ny Fanahinao Jesoa dia aoka hanazava
    Ka ny haizina 'zay nisy teo
    Soloinao mazava

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 801
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 23/07/2022 10:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305