Sambatra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra isik'Izay mitoetra eo ambany fahasoavan'I Jesoa
Fa tononkira.serasera.org ny fitahiany sy ny fitiavany no loharanontsoa (Indro izao fa)
Ravoravo ny fanahy fa manana mpiahy akaiky sady tsy mandao
Dia ilay Andriamanitra mpamonjy nanome fiainam-baovao (vao)
Ref:
Dieny mbola velon'aina ianao (Dia mide) Midera sy misaotra ny Anarany
Fa ilmrqnvf ankasitrahany tokoa ny hirantsika zanany
Sambatra ny firenena manana an'i Jehovah tqcmcy ho Andriamaniny
Fa nandray famindram-po, fanasitranana ho soa ny taniny (Ka midera)
Ry olona masina fjcxmv dia ny fiangonana asandrato ny feonao
Noho ny voninahiny mandrakotra izao zava-drehetr'Izao (izao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1368
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 03/03/2021 23:07