Raha mpanota (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mpanota iray no mibebaka bskkr amin-dRay
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
tononkira.serasera.org Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa natolony
efdgocw Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny edoxjrk Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
tononkira.serasera.org Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa natolony
efdgocw Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny edoxjrk Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 05/04/2023 17:56
