Raha mpanota (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mpanota iray no ixvebhr mibebaka amin-dRay
tononkira.serasera.org Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
bbrm Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny rfkrgkd ainy no efa natolony
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
tononkira.serasera.org Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
bbrm Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny rfkrgkd ainy no efa natolony
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 602
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 17:56
