Raha mpanota (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha mpanota iray no mibebaka amin-dRay
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' abce Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra kbffrfj ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa natolony
tononkira.serasera.org gamy Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
Dia hisy fifaliana any an-danitra
Fa tsy sitrak' abce Andriamanitra
Ny hahafatesan'ny ratsy fanahy
Fa ny hialany amin'ny ratsy fanaony
Dia ho velona izy
Ka hitoetra kbffrfj ao an-tranon-dRay
Fiainana mandrakizay
2. Tompo be indrafo no tonga hitady antsika
Ka hanome fitia tsy ho levona
Ny ainy no efa natolony
tononkira.serasera.org gamy Ho famonjena izao tontolo izao
Koa atolory ho Azy ny fonao
Fa Izy honina ao
Ka ny Fanahy Masina hampahery
Hanome fiainana ho anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 567
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 05/04/2023 17:56
