Ny tsara indrindra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tsara indrindra no efa nomenao
Dai i jesoa ilay lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho famonjena ny ibty anarany
Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sy nalatsa-dra
Niaritra tononkira.serasera.org ny gnnfuz mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana kcmwjfcr ny tany mba ho soa
Ny tsara indrindra no nirahinao
Dia ilay fanahy,fanahy masinao
Nomenao ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana
Dai i jesoa ilay lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho famonjena ny ibty anarany
Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sy nalatsa-dra
Niaritra tononkira.serasera.org ny gnnfuz mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana kcmwjfcr ny tany mba ho soa
Ny tsara indrindra no nirahinao
Dia ilay fanahy,fanahy masinao
Nomenao ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana
--------
Rohy:
