Ny tsara indrindra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Ny tsara indrindra no efa nomenao
Dai i jesoa ilay lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho fzkz famonjena ny anarany
Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sy nalatsa-dra
Niaritra ny mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana ny tany mba ho soa
Ny tsara indrindra no nirahinao
Dia ilay wnjgiyxk fanahy,fanahy masinao
Nomenao awktf ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana
Ny tsara indrindra no efa nomenao
Dai i jesoa ilay lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho fzkz famonjena ny anarany
Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sy nalatsa-dra
Niaritra ny mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana ny tany mba ho soa
Ny tsara indrindra no nirahinao
Dia ilay wnjgiyxk fanahy,fanahy masinao
Nomenao awktf ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana
--------
Lien:
