Ny tsara indrindra (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tsara indrindra no efa nomenao
Dai i jesoa ilay bmifw lahitokana
Nandao ny fanjakany sy voninahiny
Mba ho tononkira.serasera.org famonjena ny anarany

Ilay zana-kondry malemy tsy nanda
Fa nanolotra ny ainy sy nalatsa-dra
Niaritra ny bkqkzbad mafy tsy manam-paharoa
Ho fanasitranana ny tany mba ho soa

Ny tsara scebdcq indrindra no nirahinao
Dia ilay fanahy,fanahy masinao
Nomenao ho fanilo,hitari-dalana
Hanazava teny ho fianarana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAFLI
Hits : 2126
Likes : 0 Like
Created by : gafli
Date : 12/09/2017 18:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355